« Ny fisainan’i Jehovah dia asehony amin’izay matahotra Azy ». Samy mitady olona hilazana ny am-po ny olona tsirairay. Ny manidy ny fo sy tsy mandoatra ny ao am-po dia tahaka ny manidy ny varavaram-be sy ny varavaran-kely tsy hidiran’ny hainandro sy…