« Jehovah ô! Ny asanay rehetra dia tanterahinao ho anay ». Mitandrema mba tsy ho voan’ny fiavonavonana. Akaiky anao noho izay iheveranao azy Izy. Raha holazaina izay tena izy dia tsy manan-drariny hahazo voninahitra sy laza be hianao. Raha misy zava-tsoa na…