1 TANTARA 22:1-19 Davida, lehilahy malina (1-5). Nanomana sy nahavonona ny fitaovana maro enti-manorina ny Tempoly Davida. Inona avy ireo fitaovana ireo? Ary iza avy no nampiasainy hamoriana sy hanomanana ireo fitaovana rehetra ireo? Nomen’Andriamanitra vina Davida ny momba ny…
Mois : mai 2021
1 TANTARA 21:1-19 Nampidi-kizo an’i Davida i Satana (1-6). Iza moa Satana? Tsy iza fa «Ilay Fahavalo, ilay Mpanendrikendrika ». Tahaka ny fanaony mahazatra dia izy ilay manome sain-dratsy ka mahatonga ny olona hanota amin’Andriamanitra. Satana no nanoro hevitra an’i…
1 TANTARA 19.1-19 Ady vokatry ny ahiahy tsy mitombona. (1-5) Tamin’ny fahatsorana tokoa no nandefasan’i Davida Mpanjaka ireo iraka hitsapa alahelo an’i Hanona, mpanjakan’ny taranak’i Amona, tamin’ny nahafatesan’ny rainy. Hafa noho izany kosa no fihevitry ny mpanolotsainan’ity farany, izay niampanga…
HEBREO 10:19-25 Didim-pitiavana no didy lehibe indrindra sy ihantonan’ny lalàna rehetra: “Tiava an’i Jehovah Andriamanitrao… Tiava ny namanao…” (Matio 22.37-40). Ao amin’i Kristy irery ihany no fahatanterahan’izany (Hebreo 10.7). Manome toromarika ny mpanoratra ny amin’ny fomba iainana izany:Fifandraisana amin’Andriamanitra, fanatonana…
HEBREO 10:1-18 Ram-biby tsy mahaisotra ota (1-10). Fankatoavana lalàna tamin’ny finoana no nanaovan’ny Jiosy fanatitra alatsa-dra isan-taona hahazoany famelan-keloka isan-taona. Mariky ny tsy fahatanterahan’ilay fanatitra izany famerimberenana izany, voatsiahy mandrakariva ilay fahotana. Ny ilain’ny olona dia ny famelan-keloka sy fanadiovana…
HEBREO 9:23-28 Ny asam-pamonjen’i Jesosy Kristy. Vita indray mandeha monja tamin’ny nahafatesany teo amin’ny hazo fijaliana ka nandatsahany ny rany io asam-pamonjena nataon’i Jesosy Kristy io. Tsy niverimberina tahaka ny nataon’ny Mpisorona (25). Natao ho faty indray mandeha ny olombelona…
HEBREO 9:1-10 Tabernakely natao tanana. Ny fomban’ny fanompoam-pivavahana tao amin’ny fanekena taloha araka ny torolalana nomen’Andriamanitra an’i Mosesy no aseho eto ary tanterahin’ny Mpisorona sy ny Mpisoronabe. Izany anefa dia tandindon’ilay fanompoana izay ataon’i Jesosy Kristy any an-danitra.Efitra masina sy…
MATIO 28:11-20 Ireo vehivavy. I Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray rehefa avy nahita ny zava-niseho teo amin’ny fasana nilevenan’i Jesoa Kristy dia nirahiny hilaza amin’ny Mpianatra mba ho any Galilia fa any Izy no hihaona amin’izy ireo. Sady faly…
1 TANTARA 16:23-34 Ambarao any amin’ny jentilisa ny voninahiny (23-24). Raha nananatra ireo zanak’Israely Davida teo aloha, izao kosa dia mitaona azy ireo izy hitodika amin’ireo firenena maro. Sahy hanambara ny fiainana ao amin’i Jehovah (27). Hanome voninahitra Azy (29)…
1 TANTARA 15:16-29 Voatendry ireo manan-draharaha hitondra ny fiara. Tsy nataon’i Davida latsa-danja ny fanomanana ny fotoam-piderana rehefa hampiakarina ny fiara.Niara-nisalahy. Nitomban-dahy ary nankatoa ny andraikiny avy ireo voakasika tamin’izany. Tao ireo Levita sy ny fianakaviany (16-18), ireo mpisorona, na…