OHABOLANA 23:15-35 Manan-janaka hendry. Iza no ray aman-dreny tsy haniry hoe hendry ny zanany? Fa ahoana moa ny hoe hendry ao amin’ny Tompo? Mihaino, mankato ary mahatoky an’Andriamanitra (17,23), mandray ny anatranatra sy hafatry ny ray aman-dreny ary manoa izany…