MATIO 12:1-21 Fotoam-pitsaharana masina. Ny ventin’ny sabata, araka ny ohatra nomen’i Jehovah nandritra ny famoronana, dia fitsaharana (Genesisy 2.2). Navoitran’ny didy folo ihany koa izany ho fotoam-pitsaharana izay hamasinina ho an’Andriamanitra ary hampivelatra tsara ny maha olombelona (Eksodosy 20.8); izany…