NAHOMA 3:1-19 Tanàna nitoeran’ ny faharatsiana. Azo sary an-tsaina araka izay voalazan’ny and.1 ny amin’ny fomba niainan’ny tanànan’i Ninive, Renivohitr’i Asyria: a) mpandatsa-drà: nivelatra tao ny fanjakazakàna, tsy nihafihafy, fa izay manohitra dia vonoina; mora ny fampidirana olona an-tranomaizina rehefa tiana,…