OHABOLANA 23:1-14 Mampianatra antsika hahonon-tena. Ny Tenin’Andriamanitra hitantsika eto dia mamporisika antsika hahalala onony amin’ny trangan-javatra mety misarika antsika hihoa-pefy. Ohatra raha hasain’ny olo-manan-kaja hiara-misakafo (2) na koa manoloana ny harena miraviravy imasontsika (4) dia tokony hijoro mandrakariva isika ka…