Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : avril 2021

MITADY FAMANTARANA

Publié par FLM Le Mans le 17/04/202117/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 12:38-50 Manokatra ny fo. Tsia ! tsy zava-dratsy akory ny mitady famantarana… Iza tokoa moa no tsy mba te hahita izany? Misy anefa ireo olona tsy vonona hino raha tsy mahita fahagagana aloha. Rehefa mandinika akaiky isika, dia mahita…

MOMBA SA MANOHITRA ?

Publié par FLM Le Mans le 16/04/202116/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 12:22-37 Fanabantiana. Na dia hita mivaingana aza ny fahagagana nataon’i Jesosy: demoniaka jamba sady moana sitrana, dia tsy te hahalala izany ny fariseo. Vitany ny namadika ny zava-nitranga ho fanaratsiana sy fanabatiana, ka nilazàny ny Tompo ho avy amin’ny…

NY HEVITRY NY SABATA

Publié par FLM Le Mans le 15/04/202115/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 12:1-21 Fotoam-pitsaharana masina. Ny ventin’ny sabata, araka ny ohatra nomen’i Jehovah nandritra ny famoronana, dia fitsaharana (Genesisy 2.2). Navoitran’ny didy folo ihany koa izany ho fotoam-pitsaharana izay hamasinina ho an’Andriamanitra ary hampivelatra tsara ny maha olombelona (Eksodosy 20.8); izany…

NY FAHARAVANA

Publié par FLM Le Mans le 14/04/202114/04/2021 dans VATSY ANIO

NAHOMA 3:1-19 Tanàna nitoeran’ ny faharatsiana. Azo sary an-tsaina araka izay voalazan’ny and.1 ny amin’ny fomba niainan’ny tanànan’i Ninive, Renivohitr’i Asyria: a) mpandatsa-drà: nivelatra tao ny fanjakazakàna, tsy nihafihafy, fa izay manohitra dia vonoina; mora ny fampidirana olona an-tranomaizina rehefa tiana,…

MIAINA IZAY ANJARANY AVY

Publié par FLM Le Mans le 13/04/202113/04/2021 dans VATSY ANIO

NAHOMA 2:1-13 Vaovao mahafaly ho an’ny Joda. Raha vao manomboka ny andininy voalohany, dia teny soa mahafaly no miantefa amin’i Joda, teny mitory fiadanana (1a). Inona tokoa moa izay Joda ? Tany kely ao afovoan’ny tany Palestina. Jereo anefa ny…

NY FAHALEHIBIAZAN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 12/04/202112/04/2021 dans VATSY ANIO

NAHOMA 1:1-14 Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka. Fakam-panahy mahazo ny olona matetika ny fiheverana fa Andriamanitra fitiavana ny Tompo, ka tsy mba mamaly heloka, fa manaiky am-pahatsorana izay zava-mitranga rehetra. Eto no ahitantsika fa tsy zakany ny fanaovana tsinontsinona ny…

MANEKE NY NANAOVANA ANAO

Publié par FLM Le Mans le 10/04/202110/04/2021 dans VATSY ANIO

SALAMO 139:13-24 Tsy misy ny kisendrasendra. Fandre matetika eny anivon’ny fiaraha-monina eny ny hoe zaza tsy nirina na tsy neritreretina hisy ny zaza iray. Eny fa na isika aza dia mety ho isan’ny miaina izany. Ny Salamo nosoratan’i Davida eto…

REHAREHAN’NY RAY AMAN-DRENY

Publié par FLM Le Mans le 08/04/202108/04/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 23:15-35 Manan-janaka hendry. Iza no ray aman-dreny tsy haniry hoe hendry ny zanany? Fa ahoana moa ny hoe hendry ao amin’ny Tompo? Mihaino, mankato ary mahatoky an’Andriamanitra (17,23), mandray ny anatranatra sy hafatry ny ray aman-dreny ary manoa izany…

MAHAY MITONDRA TENA

Publié par FLM Le Mans le 07/04/202107/04/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 23:1-14 Mampianatra antsika hahonon-tena. Ny Tenin’Andriamanitra hitantsika eto dia mamporisika antsika hahalala onony amin’ny trangan-javatra mety misarika antsika hihoa-pefy. Ohatra raha hasain’ny olo-manan-kaja hiara-misakafo (2) na koa manoloana ny harena miraviravy imasontsika (4) dia tokony hijoro mandrakariva isika ka…

IAINANA NY FAHENDRENA

Publié par FLM Le Mans le 06/04/202106/04/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 22:17-29 Mampianatra ny fomba fampiharana ny fahatahorana an’Andriamanitra sy ny fahendrena amin’ny fiainana andavanandro ny bokin’ny Ohabolana. Mipetraka  amin’ny toeran’ny ray izay manoratra amin’ny zanany ny mpanoratra. –  Zavatra roa no takiany amin’ny zanany dia ny mba hananany (17-19) : •…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
avril 2021
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
2627282930  
« Mar   Mai »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY