Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : juin 2021

ILAY TENA FAMANTARANA

Publié par FLM Le Mans le 30/06/202130/06/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 16:1-12 Ny Fariseo sy ny Mpanora-dalàna (1–4a). Antokon’olona roa, sakay sy maso ireo; nefa nahagaga ny nandefasan’izy ireo solon-tena niraisana ho any amin’i Jesoa mba haka fanahy Azy (1a). Nangataka famantarana avy any an-danitra (1b) taminy ireo. Vao avy…

NILAOZAN’NY TOMPO ILAY TANANA

Publié par FLM Le Mans le 29/06/202129/06/2021 dans VATSY ANIO

EZEKIELA 10:1-21 Holevonina ny tanàna (1–8). Fahitana vaovao indray no naseho tamin’i Ezekiela. Niseho taminy indray ny Tompo (1). Mbola Ilay lehilahy miakanjo rongony fotsy ihany no nomena andraikitra haka ny vain’afo handorana ny tanàna (2). Rehefa ringana ireo olon-dratsy…

IZAHO NO JEHOVAH

Publié par FLM Le Mans le 25/06/202125/06/2021 dans VATSY ANIO

EZEKIELA 6:1-14 Fitsarana ho fandravana (1–7). Tonga tamin’i Ezekiela ny tenin’i Jehovah fa horavaravany ny toerana fanompoan-tsampin’ny Israely: ny fitoerana avo, ny tsangankazo, ny alitara (3, 4). Novelomin’ny Zanak’Israely indray mantsy ireny fanateran’ny Kananita fanatitra taloha ireny na dia efa…

MITENY JEHOVAH

Publié par FLM Le Mans le 24/06/202123/06/2021 dans VATSY ANIO

EZEKIELA 5:1-17 Izao no lazain’i Jehovah Tompo mikasika an’i Jerosalema:– nanao ditra tsy nanaraka ny fitsipiko sy ny didiko izy fa nanao ratsy mihoatra noho ny jentilisa sy ny tany manodidina;– nandoto ny fitoerany masina tamin’ny zava-dratsiny rehetra sy tamin’ny…

TORIO MANDRAKARIVA NY FAMONJENA AO AMIN’I JESOSY KRISTY

Publié par FLM Le Mans le 22/06/202122/06/2021 dans VATSY ANIO

EZEKIELA 3:12-27 “Fa raha miteny aminao Aho dia hosokafako ny vavanao ka dia holazainao aminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah …” (27a). Ny fanahin’i Jehovah no nanainga, nitondra, namonto ny fanahin’i Ezekiela tamin’izy hitondra ny Tenin’i Jehovah amin’ireo isiraely babo….

ANDRIAMANITRA BE VONINAHITRA

Publié par FLM Le Mans le 19/06/202119/06/2021 dans VATSY ANIO

EZEKIELA 1:1-14 “… dia nisokatra ny lanitra …”(1) Isan’ireo babo tany Babylona i Ezekiela mpisorona no nisokatra ny lanitra ka nahita fahitana avy tamin’Andriamanitra izy. Miteny hatrany Jehovah Andriamanitra na aiza na aiza toerana misy antsika, ary na inona na…

MIDERA AN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 18/06/202118/06/2021 dans VATSY ANIO

SALAMO 146:1-10 Mbola manana aina (1). Fiantsoana hidera ny Tompo eto no hita amin’ny fiandohana. Inona no antony ? Mahatsapa eto ny mpanao salamo fa matoa mbola misy fofonaina izy, mbola isan’ny velona dia manainga ny any anatiny rehetra hidera…

ANDRIAMANITRA LEHIBE I JEHOVAH

Publié par FLM Le Mans le 17/06/202117/06/2021 dans VATSY ANIO

SALAMO 144:1-15 Manome ny fahaiza-manao (1-2). Rehefa miatrika ny fahavalo i Davida dia nahita fahombiazana mazava ary asehony ao anatin’izao vavaka izao fa resy lahatra izy ny amin’izay mety fahaizana ananany, eny fa na dia mpanjaka aza izy,fa avy amin’Andriamanitra…

NY FAHADALANA SY NY HAKAMOANA

Publié par FLM Le Mans le 15/06/202116/06/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 26:1-16 Ny amin’ny hadalana (1-12). Maneho amintsika eto ny Tenin’Andriamanitra ny amin’ny toetoetry ny olona izay sokajiana hoe “adala”:-Tsy mandray izay voninahitra tandrify azy (1, 8)-Misy teny tsy voahevitra sy tsy amim-pisainana eo am-bavany (2)-Tsy laitra hahitsy sy hanarina…

TOE-PANAHY ARAKA AN’ ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 13/06/202113/06/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 25: 1-14 Andriamanitra manafin-javatra (1-3). Toetran’Andriamanitra tsy mahazatra antsika izany, Izy irery no mahalala satria misy fotoana mbola hafenina antsika ny zavatra iray, ary misy fotoana efa azo ambara amintsika izany. Misy fahamarinany ny manafin-javatra ary tsy fahotana izany.”An’i…

Navigation des articles

Page 1 Page 2

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
juin 2021
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930  
« Mai   Juil »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY