Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : juillet 2021

FAMPANANTENANA FANARENANA

Publié par FLM Le Mans le 22/07/202121/07/2021 dans VATSY ANIO

EZEKIELA 11:14-25 Ireo mponina tao Jerosalema. Hita avy tamin’ny teny navoakany ny toe-po feno avonavom-panahy tao amin’ireo mponina tafajanona tao Jerosalema : “ Manalavira an’i Jehovah ; izahay no nomena ity tany ity ho lova” (15); raha tsorina izay voalazany…

MENDRIKA HODERAINA NY TOMPO

Publié par FLM Le Mans le 20/07/202120/07/2021 dans VATSY ANIO

SALAMO 147:1-20 Hira fiderana. Ny fihirana dia sady mendrika ho an’Ilay Andriamanitry ny fahatsarana no mampahazo aina ny mpihira (1). Mahasoa ny miventy, mitanisa, misaintsaina ary mamerimberina ny fahendren’Andriamanitra amin’ny fomba kanto tahaka ny mozika: manandratra, mankalaza, midera Azy noho…

LALAN’NY FAHENDRENA

Publié par FLM Le Mans le 16/07/202116/07/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 28:1-14 Làlana roa hisafidianana. Taorian’ny fandinihana nataony dia nametraka safidy roa ny mpanoratra : ny lalan’ny ratsy fanahy sy ny lalan’ny tsara fanahy. Ny tsara fanahy dia ireo izay matahotra an’i Jehovah ka mitandrina ny didiny. Fa tsy mba…

NY FAMOLAVOLAN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 15/07/202114/07/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 27:14-27 Mihisatra aloha (14-16). Rehefa mifanehatra amin’ny Tenin’Andriamanitra isika, dia misongadina eo ny fifanoheran’ny toetsika sy ny takian’ny Tompo amintsika. Tahaka ity olona te-hanao tsara ny namany; nefa tsy nandeha tamim-pahendrena, sy ity vehivavy mitovy amin’ny mpiady an-tsena. Izany…

NY ENDRIKY NY FANJAKAN’NY LANITRA

Publié par FLM Le Mans le 13/07/202113/07/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 20:29-34 Jeriko: tanàna mimanda goavana ; nefa rava tamin’ny andron’i Josoa. Lasa roa izy teto: tanàna taloha sy vaovao. Nivoahan’i Jesosy teto ny iray ary nidirany ny iray any amin’ny Lioka 18.35.Jesosy miara-monina amintsika (29-30). Ny boky nosoratan’i Matio…

NY FAHALEBIAZANA

Publié par FLM Le Mans le 12/07/202112/07/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 20:17-28 Araka ny an’olombelona (20-25). Matetika dia zatra mitsofoka mba hanome toerana tsara ny zanany, na tsy manana traikefa aza, ny ray aman-dreny. Mihoatra noho izany ny any an-danitra, satria toeram-piofanana ny eto an-tany. Ampianarin’ny Tompo ny mpino hahafehy…

MANOMANA NY HO AVY

Publié par FLM Le Mans le 10/07/202110/07/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 19:23-30 Iza no hotompoiko ? (23-26). Nampitandrina ny mpianany teto ny Tompo fa fandrika lehibe sy goavana tokoa ny fitokiana amin’ny harena eto an-tany (23). Tsy ny harena no ratsy satria sitraky ny Tompo tokoa ny hiadanan’ny olony sy…

FANAMBADIANA

Publié par FLM Le Mans le 08/07/202108/07/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 19:1-12 Efa nanana ny planiny Andriamanitra (1-6). Ny Fariseo dia tsy nitsahatra ny namandrika an’i Jesosy ka nahatonga azy nametraka izao fanontaniana izao. Mazava anefa fa Andriamanitra dia efa nanana planina momba ny fanambadiana. Ary ny Fariseo izay namaky…

FAMELAN-KELOKA

Publié par FLM Le Mans le 07/07/202107/07/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 18:21-35 Impiry moa ? (21-22). Ho tohin’ny Mana omaly dia lasa saina ihany i Petera hoe hatramin’ny ahoana no hamelana heloka ny rahalahy ! Tena ohatra iainana andavanandro tokoa izao fanontanian’i Petera izao satria amin’ny maha olombelona dia misy…

MIFANOHANA

Publié par FLM Le Mans le 06/07/202106/07/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 18:12-20 Mahafaly na dia iray monja aza (12-14). Fanoharana ny amin’ny zanak’ondry iray very no nataon’ny Tompo eto ; toetran’ny tena mpiandry tsara sy mahatoky ny tsy mamela ny ondriny na dia iray monja aza ho very fa mitady…

Navigation des articles

Page 1 Page 2

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fankalazana Noely 2020

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
juillet 2021
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Juin   Août »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY