1 TANTARA 29:20-30 Fanokanana sy fitokanana (20-23). Efa fomba fanao hatramin’ny andron’i Mosesy ny lanonam-panokanana olona ho mpanjaka na mpisorona, ohatra ny an’i Arona sy ny zanany (Levitikosy 8) ary koa ny fitokanana zavatra toy ny mandàn’i Jerosalema (Nehemia 12.27-43)….