EZEKIELA 3:12-27 “Fa raha miteny aminao Aho dia hosokafako ny vavanao ka dia holazainao aminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah …” (27a). Ny fanahin’i Jehovah no nanainga, nitondra, namonto ny fanahin’i Ezekiela tamin’izy hitondra ny Tenin’i Jehovah amin’ireo isiraely babo….