Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : juin 2021

VAVAKA SY TSO-DRANO

Publié par FLM Le Mans le 12/06/202112/06/2021 dans VATSY ANIO

HEBREO 13:18-25 Mivavaha ho anay (18-19). Tsy mora ny andraikitra amin’ny maha-mpiandry ondry: mitory, mampianatra, mitaiza ary indrindra hanana fiainana faka tahaka amin’ny lafin’ny rehetra. Inoana fa efa mivavaka ho an’ny tenany sy ny asa hampanaovin’ny Tompo azy izy ireny,…

NY HALEHIBEN’NY FAHASOAVANA

Publié par FLM Le Mans le 10/06/202109/06/2021 dans VATSY ANIO

HEBREO 12:12-29 Ireo dingan’ny fiainam-pahamasinana (12-17). 1°) manaova lala-mahitsy halehan’ny tongotrareo…(13) : hisafidy ny lalana marina sy mahitsy nosoritan’i Jesosy aho, tsy mivilivily na alaim-panahy amin’ny lalana toa malama saingy mivarina any an-kady. “Ataovy marina ny alehan’ny tongotrao, dia ho…

FINOANA MANDRESY

Publié par FLM Le Mans le 08/06/202107/06/2021 dans VATSY ANIO

HEBREO 11:32-40 Finoana miasa (32-35). Ireo mpitarika teo amin’ny Jiosy ao amin’ny Testamenta taloha izay nahavita asa lehibe ho an’Andriamanitra noho ny finoany no ambara eto: fandresena, fanasitranana, fananganana tsy takatry ny saina (32-34). Lehilahy sy vehivavy, toa ny olona…

TSARA FIAFARANA

Publié par FLM Le Mans le 03/06/202103/06/2021 dans VATSY ANIO

1 TANTARA 29:20-30 Fanokanana sy fitokanana (20-23). Efa fomba fanao hatramin’ny andron’i Mosesy ny lanonam-panokanana olona ho mpanjaka na mpisorona, ohatra ny an’i Arona sy ny zanany (Levitikosy 8) ary koa ny fitokanana zavatra toy ny mandàn’i Jerosalema (Nehemia 12.27-43)….

FAMPITANA MARO LOKO

Publié par FLM Le Mans le 02/06/202102/06/2021 dans VATSY ANIO

1 TANTARA 28:1-21 Fampitana fanambarana (1-7). Tontosa soa aman-tsara ny fandaminana mahakasika ny fanorenana ny Tempoly sy ny fanisana (1). Miroso amin’ny fampitana maro samy hafa i Davida. Ny mpitarika isanisany sy ireo mpitandrin-draharaha no iantefan’ny hafatra voalohany dia ny…

RINDRAN-DAMINA

Publié par FLM Le Mans le 01/06/202101/06/2021 dans VATSY ANIO

1 TANTARA 23:1-32 Afa-pon’ny miaina (1-2). Mandroso taona i Davida Mpanjaka, tonga ny fotoana hamindram-pahefana amin’i Solomona zanany. Voalaza fa tratrantitra tsara izy tamin’io fotoana io, izany hoe voky andro hoy ny fitenintsika malagasy. Andriamanitra tokoa no maha voky andro…

Navigation des articles

Page 1 Page 2

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
juin 2021
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930  
« Mai   Juil »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY