EZEKIELA 6:1-14 Fitsarana ho fandravana (1–7). Tonga tamin’i Ezekiela ny tenin’i Jehovah fa horavaravany ny toerana fanompoan-tsampin’ny Israely: ny fitoerana avo, ny tsangankazo, ny alitara (3, 4). Novelomin’ny Zanak’Israely indray mantsy ireny fanateran’ny Kananita fanatitra taloha ireny na dia efa…