HEBREO 12:12-29 Ireo dingan’ny fiainam-pahamasinana (12-17). 1°) manaova lala-mahitsy halehan’ny tongotrareo…(13) : hisafidy ny lalana marina sy mahitsy nosoritan’i Jesosy aho, tsy mivilivily na alaim-panahy amin’ny lalana toa malama saingy mivarina any an-kady. “Ataovy marina ny alehan’ny tongotrao, dia ho…