OHABOLANA 27:14-27 Mihisatra aloha (14-16). Rehefa mifanehatra amin’ny Tenin’Andriamanitra isika, dia misongadina eo ny fifanoheran’ny toetsika sy ny takian’ny Tompo amintsika. Tahaka ity olona te-hanao tsara ny namany; nefa tsy nandeha tamim-pahendrena, sy ity vehivavy mitovy amin’ny mpiady an-tsena. Izany…