MATIO 16:13-20 Te hahafantatra i Jesoa. Maro ny olona nanaraka sy nanatona an’i Jesosy (Matio14.14). Samy manana ny antony hanarahana Azy ireo olona ireo : ao ny te ho sitrana, te ho afaka amin’ny fatorana, te ho voky,te hianatra fa…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11