MATIO 20:17-28 Araka ny an’olombelona (20-25). Matetika dia zatra mitsofoka mba hanome toerana tsara ny zanany, na tsy manana traikefa aza, ny ray aman-dreny. Mihoatra noho izany ny any an-danitra, satria toeram-piofanana ny eto an-tany. Ampianarin’ny Tompo ny mpino hahafehy…