EZEKIELA 11:14-25 Ireo mponina tao Jerosalema. Hita avy tamin’ny teny navoakany ny toe-po feno avonavom-panahy tao amin’ireo mponina tafajanona tao Jerosalema : “ Manalavira an’i Jehovah ; izahay no nomena ity tany ity ho lova” (15); raha tsorina izay voalazany…