SALAMO 147:1-20 Hira fiderana. Ny fihirana dia sady mendrika ho an’Ilay Andriamanitry ny fahatsarana no mampahazo aina ny mpihira (1). Mahasoa ny miventy, mitanisa, misaintsaina ary mamerimberina ny fahendren’Andriamanitra amin’ny fomba kanto tahaka ny mozika: manandratra, mankalaza, midera Azy noho…