MATIO 18:1-11 Iza no lehibe ! (1-6,10). Nanitikitika ny mpianatra ny hahafantatra izay ho lehibe indrindra eo amin’ny fanjakan’ny lanitra (1). Mety ho nanitikitika azy ireo koa ny fiomanana izay ho solon’i Jesosy Kristy rehefa maty Izy satria tsy mbola…