Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

Salamo 27,5

Publié par FLM Le Mans le 26/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

26 FEBROARY « Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany amin’ny andro fahoriana Izy. Hampiery ahy amin’ny fierena ao an-dainy Izy » Salamo 27,5 Raha tahiny ao ivelan’ny trano isika no misy andro ratsy : ranonorana, tafio-drivotra, kotroka, tselatra dia tsara ny miditra ao…

Nahoma 1.7

Publié par FLM Le Mans le 23/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

« Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin’ny andro fahoriana ka mahalala izay mialoka aminy » Nahoma 1.7 « Tsara Jehovah » Amin’izany no anaovako hoe : eny, eny, eny, tsara Jehovah. Matetika dia tsy mahatoky aho, tsy miraika, mangatsiaka. Ao am-poko dia misy zava-dratsy. Fa Jehovah…

Salamo 116.7

Publié par FLM Le Mans le 22/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

« Miverena ho amin’ny fitsaharanao, ry fanahiko fa Jehovah efa nanisy soa anao ». Salamo 116.7 Miverena ho amin’ny fitsaharanao », hoy ity teny ity. Izany dia mampiseho fa misy nitsaharana taloha saingy simba noho ny toe-draharaha sasantsasany nitranga. Ry havana : aoka hianao…

Matio 9 : 20

Publié par FLM Le Mans le 21/02/202020/02/2020 dans VATSY ANIO

« Ary indro nisy vehivavy anankiray izay efa narary roa ambin’ny folo taona, nankeo ivohony, ka nanendry ny somotraviavin-dambany. » Nankao ivohon’i Jesosy ity vehivavy ity fa natahotra sao holavin’i Jesosy, angamba natahorany koa ny hifanatri-maso tamin’i Jesosy, sao ho hitany izay…

Romana 3.24

Publié par FLM Le Mans le 20/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

« Hamarinina maimaimpoana amin’ny fahasoavany izy noho ny fanavotany izay ao amin’i Kristy Jesosy » Romana 3.24 Ny hevitry ny hoe : hamarinina dia hoe ekena ho marina na dia tsy marina aza. Andriamanitra mandray ny taratasy filazana ahy, ka mandinika azy tsara….

Salamo 29.11

Publié par FLM Le Mans le 19/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

« Jehovah hanome hery ny olony, Jehovah hitahy ny olony amin’ny fiadanana. » Salamo 29.11 Manolotra fanomezana roa lehibe anao Andriamanitra anio, dia hery sy fiadanana. Raha mahatsiaro reraka sy sasatra hianao,dia manantona an’Andriamanitra Tomponao. Manome toky Izy fa hanome hery ny…

Filipiana 2.1

Publié par FLM Le Mans le 18/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

« Koa raha misy famporisihana ao amin’i Kristy, raha misy fampiononana avy amin’ny fitiavana, raha misy firaisana amin’ny Fanahy, raha misy famindram-po sy fiatrana, dia tanteraho ny fifaliako. » Filipiana 2.1 Misy fanontaniana eto, nefa tsy misy valiny. Eritrereto dia hanan-kavaly hianao….

Lioka 19.7

Publié par FLM Le Mans le 17/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

« Lasa  nandeha hiatrano amin’izay lehilahy mpanota Izy » Lioka 19.7 Tao amin’i zakaiosy no nidiran’i Jesosy tamin’izany, fa anio kosa ho ao aminao. Tsy tonga mba histidika anao vetivety fotsiny amin’ny fandalovany Izy, fa te-hiatrano ao aminao mihitsy, te-hiara-mipetraka aminao, te-ho…

II Tantara 29.27

Publié par FLM Le Mans le 16/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

«  Ary raha natomboka ny nanaterana ny fanatitra ho dorana, dia natomboka koa ny fihirana ho an’i Jehovah. » II Tantara 29.27 Tamin’ny fotoam-pivavahana tao amin’ny Israely dia misy fandaharana araka ity voalaza ity. Nefa, na aiza na aiza, no misy…

I Samoela 1.15-17

Publié par FLM Le Mans le 15/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

« Dia namaly Hana ka nanao hoe : Vehivavy malahelo fanahy aho, fa tsy nosotro divay na toaka tsy akory, fa mamoaka ny ato am-poko eto anatrehan’i Jehovah aho. Dia namaly Ely ka nanao hoe : Mandehana soaman-tsara ary homen’Andriamanitry ny Isiraely anao…

Navigation des articles

Page 1 … Page 39 Page 40 Page 41 Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY