Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

II korintiana 1.3

Publié par FLM Le Mans le 14/02/202004/02/2020 dans VATSY ANIO

« Andriamanitra, Rain’ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra » II korintiana 1.3 Anaran’Andriamanitra koa izany : Mpamindra fo sy Mpampionona. Tena mahafinaritra izany teny roa izany. Samy ilaiko tokoa ireo roa ireo..Rain’ny famindram-po. Ny famindram-po sy ny fahasoavana rehetra dia avy amin’Andriamanitra….

Jaona 17.14

Publié par FLM Le Mans le 13/02/202004/02/2020 dans VATSY ANIO

« Efa nomeko azy ny teninao » Jaona 17.14 Izany no vavaka nataon’i Jesosy ho an’ny mpianany tamin’ny alina alohan’ny nijaliany. Izy handeha fa ny mpianany hijanona eto amin’ity tany feno loza sy rakotry ny ratsy ity. Jesosy mieritreritra izay hahavoaro azy…

Filipiana 1 :6

Publié par FLM Le Mans le 12/02/202012/02/2020 dans VATSY ANIO

« Matoky indrindra aho fa izay nanomboka asa tsara tao anatinareo no hahatanteraka izany mandrapihavin’ny andron’i Jesosy Kristy » Ny asa rehetra ataon’Andriamanitra dia tsy misy avelany ho tsy tanteraka. Rehefa avy namorona ny zavatra rehetra Izy, dia voalaza hoe: Vitan’Andriamanitra ny…

II korintiana 1.7

Publié par FLM Le Mans le 11/02/202011/02/2020 dans VATSY ANIO

« Fa tahaka ny iombonanareo ny fahoriana no iombonanareo ny fampiononana koa » II korintiana 1.7 Raha fahoriana ihany no azon’ny zanak’Andriamanitra dia ho anjara ratsy mavesatra izany. Ny mpianatr’i Jesosy rehetra dia tsy maintsy ho azom-pahoriana, kanefa fomba maro samy hafa…

Daniela 12.3

Publié par FLM Le Mans le 10/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

«   Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra ; ary izay mamerina ny maro ho amin’ny fahamarinana dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria » Daniela 12.3 Voalaza hoe : izay mamerina ny maro ho amin’ny fahamarinana. Na dia ho…

2 Korintiana 4.7

Publié par FLM Le Mans le 09/02/202009/02/2020 dans VATSY ANIO

« Fa manana izao rakitra izao amin’ny vilany tany izahay mba ho an’Andriamanitra ny halehiben’ny hery, fa tsy ho avy aminay » II Korintiana 4.7 Saiky misalasala matetika isika amin’ny ananantsika izao rakitra izao satria malemy dia malemy ny vilany tany misy…

Eksodosy 33. 21-22

Publié par FLM Le Mans le 08/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

«  Dia hoy Jehovah, indro misy fitoerana eto anilako, dia hijanona eo ambonin’ny harambato hianao. Koa raha mandeha ny voninahitro, dia hataoko eo an-tsefaky ny harambato hianao ka hosaronako ny tanako hianao mandra-pandaloko. » Eksodosy 33. 21-22 Ohatra mazava ilazana ny…

Salamo 118.18

Publié par FLM Le Mans le 07/02/202007/02/2020 dans VATSY ANIO

« Nofaizin’i Jehovah mafy aho, nefa tsy natolony ho amin’ny fahafatesana » Mila famaizana hianao satria zanaka. Aza hadinoina anefa fa ny manafay anao dia Andriamanitra Rainao any an-danitra. Raha tra-pahoriana mavesatra hianao, dia mihevitra izany ho loza, fa ekeo hofamaizana ilainao…

Salamo 1.3-4

Publié par FLM Le Mans le 06/02/202006/02/2020 dans VATSY ANIO

« Ny olona misaintsaina ny làlan’Andriamanitra andro aman’alina dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron’ny rano velona, izay mamoa amin’ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo, ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa. Fa tsy mba toy izany ny…

2 Korintiana 3 : 5-6

Publié par FLM Le Mans le 05/02/202004/02/2020 dans VATSY ANIO

 » Ny fahaleovanay dia avy amin’Andriamanitra izay efa nampahaleo anay » Ity teny ity dia sady mampahery tena no mampahasahy. Tsy misaraka na oviana na oviana ny fanetre-tena sy ny fahasahiana. Raha tsy misy ny fanetre-tena dia tsy misy ny fahasahiana…

Navigation des articles

Page 1 … Page 40 Page 41 Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY