Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

Lioka 22: 61-62

Publié par FLM Le Mans le 13/03/202009/03/2020 dans VATSY ANIO

“Ary ny Tompo nitodika ka nijery an’I Petera. Ary Petera nahatsiaro izay tenin’ny Tompo … Ary nivoaka Petera, dia nitomany mafy indrindra. “ Mahamenatra! Nianiana izy fa tsy mahalala an’I Jesosy. Nandainga koa sady nandà ny Tompony, Izay nomeny toky…

Matio 26:63

Publié par FLM Le Mans le 12/03/202009/03/2020 dans VATSY ANIO

“Nefa tsy niteny Jesosy.” Kaiafa, mpisoronaben’ny Jiosy nanadina an’I Jesosy Mpisoronaben’ny lanitra. Tao ny vavolombelona maro niampanga Azy; vavolombelona mandainga ireo. Fa Jesosy, tsy niteny. Azon’I Jesosy atao ny nampangina ireo vavolombelona ireo tamin’ny teny indraim-bava, nefa navelany hanao fiampangana…

Lioka 22:54

Publié par FLM Le Mans le 11/03/202009/03/2020 dans VATSY ANIO

“ Petera nanaraka teny lavidavitra eny. “ Moa diso va isika raha milaza fa ny anton’ny nandavan’I Petera an’I Jesosy teo an-kianjan’ny mpisorona dia noho izy tsy nety nanaraka an’I Jesosy akaiky fa teny lavidavitra eny? Tsia, fa izany nataon’I…

Lioka 22:53

Publié par FLM Le Mans le 10/03/202009/03/2020 dans VATSY ANIO

“Izao no fotoana sy herin’ny maizina.” Nahery ny maizina. Tsy toetra na fotoana fotsiny izy, fa tahaka ny zavatra velona, manana tànana tsy hita maso misambotra ny olona. Fatratra ny heriny. Ny zavatra izay tsy azon’ny olona atao mihitsy amin’ny…

Jaona 18:8

Publié par FLM Le Mans le 09/03/202009/03/2020 dans VATSY ANIO

« Raha izaho no tadiavinareo, dia avelao handeha ireto » Tonga ny mpiambina. Mitondra fanilo sy fanala ary fiadiana. Mitsena azy amim-piadanana Jesosy, fa vao avy nandresy tamin’ny adiny mafy teo. Nahery mihitsy Izy ka tsy nisy tahotra na fisalasalana intsony. Teny…

Lioka 22.44

Publié par FLM Le Mans le 05/03/202002/03/2020 dans VATSY ANIO

“Ary fadiranovana Izy ka dia nivavaka mafimafy kokoa; ary ny dininy dia tahaka ny ra nipotrapotraka tamin’ny tany.” Tsarovy izay novakintsika omaly dia ny amin’ireo zavatra roa nampangidy fatratra ny fahafatesan’I Jesosy. Anio isika mbola handinika bebe kokoa ny amin’ny…

Matio 26:39

Publié par FLM Le Mans le 04/03/202002/03/2020 dans VATSY ANIO

“…ity kapoaka ity”. Andramo  ny mijery ao amin’ny kapoakan’I Jesosy feno fanaintainana. Inona no nahatonga ny kapoakany ho navesatra sy nampangidy ny tao anatiny? Izao: Feno fanaintainana tsy takatry ny saina noho ny fijaliana sy fahafatesana hiaretana ho fanavotana. Ny…

Lioka 22:41

Publié par FLM Le Mans le 03/03/202002/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato.»  Tokony ho indray mitora-bato hoy ity teny ity. Indray mitora-bato no elanelan’I Jesosy sy ireo mpianatra malalany. Ao an-daniny Jesosy mandohalika miady mafy dia mafy, nijaly fatratra ka tsy misy teny azo…

Jaona 17. 1

Publié par FLM Le Mans le 28/02/202026/02/2020 dans VATSY ANIO

« Nanandratra ny masony ho amin’ny lanitra Jesosy ka nanao hoe : Ray ô, tonga ny fotoana ; mankalazà ny Zanakao, mba hankalazan’ny Zanaka Anao. » Tonga ny fotoana dia ny fotoana lehibe amin’ny fotoana rehetra. Fotoan’ny fijaliana sy ny fietrena. Hoy ny tenin’i…

Jaona 1.29

Publié par FLM Le Mans le 27/02/202026/02/2020 dans VATSY ANIO

 « Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra izay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao. » Manondro an’i Jesosy i Jaona eto hoe : « Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamanitra. » Aza mijery ny manodidina anao hianao fa ho varian-kevitra. Aza mijery ny tenanao hianao fa ho kivy. Aza miondrika…

Navigation des articles

Page 1 … Page 38 Page 39 Page 40 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY