« Tsy hisy hotapahina ny taolany. » Raha homboana amin’ny hazo fijaliana ny olona, matetika dia tsy maintsy misy taolana tapaka aminy satria nanohitra mafy dia mafy ilay meloka rehefa fantsihana ny tànany sy ny tongony. Na dia fantany mazava aza fa…
Catégorie : VATSY ANIO
« Izy nankany amin’ny tany atao hoe Ikarandoha, izay teny Hebreo hoe Golgota. Teo no nanomboana Azy tamin’ny hazo fijaliana. » Ry Golgota! Tsy misy toerana mahatsiravina noho hianao eo amin’izao tontolo izao. Maharikoriko ny Jiosy rehetra hianao, fa havoana maloto. Ny…
VITA HOY JESOSY teo amin’ny hazofijaliana ! Ao amin’ny tontolon’ny Fanahy dia efa vita ny zavatra rehetra! Eto amin’ny tontolon’ny nofo kosa dia mbola « en cours » daholo ny zavatra rehetra ho antsika! -Ao amin’ny Fanahy : vita ny ady, tanteraka…
« Ry zanakavavin’i Jerosalema aza mitomany Ahy, fa mitomania ny tenanareo sy ny zanakareo. » Ny hazo fijalian’i Jesosy mbamin’ny tantaran’ny fijaliany dia mitaky zavatra hafa mihoatra noho ny fangoraham-po. Raha misy olona vonon-ko faty hisolo ny hafa dia tsy manao izany…
« Ary Izy nitondra ny hazo fijaliany. » Iriko ny hiara-dia amin’ny Mpamonjiko malala ka hijery Azy amin’ny fijaliany farany. Sasatra Izy tamin’ny fiareta-tory sy ny ady am-panahy ary ny fijaliana tamin’ny alina mialoha. Reraka Izy noho ny fanadinana naharitra ora maro…
« …fa Jesosy kosa natolony hataony araka ny sitrapony. » « …hataony araka ny sitrapony », dia ny sitrapo feno halozana, feno fankahalana. Natolony hisetrasetrana araka ny fanirian-dratsin’ireo tsy tia Azy ary hampijaliany ho faty. Ilay masina tsy manan-tsiny dia natolotra eo an-tànan’ny mpanota…
« Aoka ny rany ho aminay mbamin’ny zanakay. » Tsy nampoizin’ny Jiosy ny halehiben’ny loza mahatsiravina hihatra aminy, amin’ny fahatanterahan’ity teny ity: ho simba ny tànanany ka ho feno rà sy fahafatesana, ho rava ny trano honenany, henjehina ny fireneny ka hatao…
« Ary raha hitan’i Pilato fa tsy nahaleo ditra azy izy, fa vao mainka nandroso ihany aza ny tabataba, dia naka rano izy ka nanasa tànana teo anatrehan’ny vahoaka ary nanao hoe; Afaka amin’ny ran’ity Lehilahy marina ity aho, fa asanareo. »…
« Hitantsika Jesosy…voasatroka voninahitra aman-daza. » Indray mandeha fahiny, dia voasatro-tsilo Jesosy, fa ankehitriny kosa dia voasatroka voninahitra Izy. Fahiny dia nalam-baraka noho ny fahotantsika Izy, fa ankehitriny kosa dia satrohana voninahitra. Nametraka saroka tsilo teo an-dohany Pilato fahiny, fa ankehitriny dia…
« Ny fahaleovanay dia avy amin’Andriamanitra Izay efa nampahaleo anay » II korintiana 3.5-6 Ity teny ity dia sady mampahery tena no mampahasahy. Tsy misaraka na oviana na oiana ny fanatren-tena sy ny fahasahiana. Raha tsy misy ny fanetrentena dia tsy misy…