Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

Matio 27:46

Publié par FLM Le Mans le 03/04/202002/04/2020 dans VATSY ANIO

« Ary nony tokony ho tamin’ny ora fahasivy, dia niantso tamin’ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: « Ely, Ely, lamà sabaktany », izany hoe: Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao. » Naharitra ora telo ny maizina. Tsy misy mahalala…

Matio 27:46

Publié par FLM Le Mans le 03/04/202003/04/2020 dans VATSY ANIO

« Ary nony tokony ho tamin’ny ora fahasivy, dia niantso tamin’ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: « Ely, Ely, lamà sabaktany », izany hoe: Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao. » Naharitra ora telo ny maizina. Tsy misy mahalala…

Matio 27:45

Publié par FLM Le Mans le 02/04/202002/04/2020 dans VATSY ANIO

« Ary hatramin’ny ora fahenina ka hatramin’ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra. » Tamin’ny 12 famantaranandro, mitataovovonana indrindra ny masoandro, dia tonga nanarona an’i Golgota ny maizina. Niseho tao tokoa ny halozan’ny faharatsian’ny asan’ny maizina, ka na dia ny masoandro…

Jaona 19 : 26-27

Publié par FLM Le Mans le 01/04/202001/04/2020 dans VATSY ANIO

« Ary nony hitan’i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra Tiany, nijanona teo, dia hoy Izy tamin-dreniny: Ravehivavy, indro ny zanakao. Ary hoy koa Izy tamin’ilay mpianatra: Indro ny reninao. » Teo am-pototry ny hazofijalian’i Jesosy dia voatsindron’ny sabatry ny fijaliana ny…

Lioka 23 : 39

Publié par FLM Le Mans le 31/03/202031/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary ny anankiray tamin’ireo olon-dratsy nahantona teo dia niteny ratsy Azy. » Samy hafa ny fiafaran’ny fiainan’ireo jiolahy roa ireo na dia nitovy aza ny teotrany taloha. Teo am-bavahaon’ny fahafatesana dia nisaraka ny làlany. Ny anankiray nankany amin’ny fahaverezana mandrakizay, ny…

Lioka 23:42-43

Publié par FLM Le Mans le 30/03/202030/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary hoy izy: Jesosy ô, tsarovy aho, rehefa avy amin’ny fanjakanao Hianao. Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa. » Lehibe ny fahotan’ilay jiolahy ka tsy azo alan-tsiny. Mpandika lalàna izy ary tandrify azy…

Lioka 23 : 34

Publié par FLM Le Mans le 29/03/202029/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary hoy Jesosy: Raiko ô! mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony. » Taorian’ny nitenenan’i Jesosy tamin’ireo vehivavy nitomany nanaraka Azy teo an-dàlana nankany Golgota, dia nangina mihitsy Izy. Nampandrina tao amin’ny hazo Izy, nofantsihina ary natsangana teo amin’ny hazo…

Matio 27: 33-34

Publié par FLM Le Mans le 28/03/202027/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary rehefa tonga teo amin’ny tany atao hoe Golgota Izy, izany hoe Ikarandoha, dia nomeny divay miharo afero hosotroiny, ary nony nanandrana izany Izy, dia tsy nety nisotro. » Ny divay miharo afero dia zava-pisotro mahadonto. Na dia tsy tena manafaka…

Matio 27:42

Publié par FLM Le Mans le 27/03/202026/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ny sasany vonjeny; fa ny tenany tsy hainy vonjena. » Teny fanamavoana izany. Sady marina no tsy marina. Hainy ny hamonjy ny Tenany. Azony natao ny ho nangataka ny Rainy haniraka anjely roa ambin’ny folo lejiona izay hamonjy Azy amim-boninahitra ho…

Salamo 22 : 18

Publié par FLM Le Mans le 26/03/202025/03/2020 dans VATSY ANIO

« Manindrona ny tongotro aman-tànako. » Tiako ilay Tànana voatsindrona. Satria tia ahy ny Tompon’ilay tànana. Ny mampiseho izany dia ny holatry ny nohomboana. Fitiavany ahy, no netezany hofantsihana amin’ny hazo. Raha misaina ny tànana voahombo aho dia mahalala fa tiana. Raha…

Navigation des articles

Page 1 … Page 36 Page 37 Page 38 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY