Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

Jeremia 31:3

Publié par FLM Le Mans le 24/05/202024/05/2020 dans VATSY ANIO

« Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako ny famindrampo ho anao. » Ny fiainako rehetra dia feno fahasoavana lehibe mahagaga avy amin’Andriamanitra. Tsy tofoka ahy Izy ary tsy manary ahy. Izaho anefa dia efa sasatra sy kivy noho ny…

1 Petera 5:5-6

Publié par FLM Le Mans le 23/05/202023/05/2020 dans VATSY ANIO

« Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena. Koa amin’izany, manetre tena, eo amban’ny tana-maherin’Andriamanitra. » Voalaza eto fa toherin’Andriamanitra ny miavonavona. Ny manana an’Andriamanitra ho Mpanohitra dia toy ny mandeha voahodidin’ny fefy avo amin’ny lafiny efatra. Raha…

Deoteronomia 30:19

Publié par FLM Le Mans le 22/05/202022/05/2020 dans VATSY ANIO

« Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana. Koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao. » Fotoana lehibe…

1 Tesaloniana 4:13

Publié par FLM Le Mans le 21/05/202021/05/2020 dans VATSY ANIO

« Mba tsy halahelovanareo tahaka ny sasany izay tsy manana fanantenana. » Ny alahelon’ny tsy manana fanantenana dia mety hiafara amin’ny famoizam-po fatratra, hoatry ny alina maizina dia maizina, na sahala amin’ny entana mavesatra mahatonga aretina tsy azo sitranina amin’izay mitondra azy….

Salamo 59:9

Publié par FLM Le Mans le 20/05/202020/05/2020 dans VATSY ANIO

« Fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy. » Fiarovana mafy tokoa Andriamanitra ary ao amin’izany fiarovana izany aho. Fefy matevina no manodidina ahy. Izany fefy izany dia ny fitiavan’Andriamanitra. Misy andiam-pahavalo manodidina ny fiarovana. Reko matetika ny tabatabany sy ny fandrahonany….

Jeremia 31:16-17

Publié par FLM Le Mans le 19/05/202019/05/2020 dans VATSY ANIO

« Izao no lazain’i Jehovah: Atsaharo ny fitomaniana sy ny fandatsahanao ranomaso; fa hisy valiny tokoa ny ataonao, hoy Jehovah. Ary hody avy any amin’ny tanin’ny fahavalonao ireny. Ary misy fanantenana ho anao any am-parany, hoy Jehovah; fa ny zaza dia…

Deoteronomia 6:12

Publié par FLM Le Mans le 18/05/202018/05/2020 dans VATSY ANIO

« Dia mitandrema fandrao hadinonao Jehovah. » Tena ilaina ve ity anatra ity? Ny Israely va mety manadino an’i Jehovah, izay namonjy azy tamin’ny loza sy nitondra azy tamim-paharetam-po namaky ny efitra ary nanafa-pahoriana azy tamin’ny fahaporetana rehetra. Mety hanadino Azy va…

Salamo 121:8

Publié par FLM Le Mans le 16/05/202016/05/2020 dans VATSY ANIO

« Jehovah hiaro anao na mivoaka na miditra hatramin’izao ka ho mandrakizay. » Jehovah hiaro ny fivoahanao avy ao an-tranonao ho any amin’ny asanao na ho any amin’ny famitanao ny adidinao; hiaro anao mba tsy ho lavo raha asian’ny fakam-panahy, fa handresy…

Salamo 121:7

Publié par FLM Le Mans le 15/05/202015/05/2020 dans VATSY ANIO

« Jehovah hiaro anao amin’ny ratsy rehetra; eny, hiaro ny fanahinao Izy. » Maro ny zava-mampahory eto an-tany. Be ny ranomaso latsaka, sesehena ny fijaliana mbamin’ny zavatra maha diso fanantenana. Mampangoraka ny fitomanian’ny zanaka. Mampiferinaina koa ny fangirifiriana mahazo ny vaventy. Azo…

Salamo 121:6

Publié par FLM Le Mans le 14/05/202014/05/2020 dans VATSY ANIO

« Ny masoandro tsy mba hamely anao nony andro na ny volana nony alina. » Loza ho an’ny mpandeha irony tany karankain’ny tanamasoandro. Mety mampahalemy ny mpandeha izy, eny mamono azy aza. Misy zavatra maro mamely ny kristiana, toy ny tanamasoandro mamely…

Navigation des articles

Page 1 … Page 31 Page 32 Page 33 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY