« Ny amin’ny Vatolampy, tanteraka ny asany; fa ny làlany rehetra dia amin’ny rariny avokoa. Andriamanitra mahatoky Izy, ka tsy misy ratsy ao Aminy; marina sy mahitsy Izy. » Eny Tompo ô! Miondrika eo anatrehanao aho. Mamelà ahy noho ny fitarainako sy…
Catégorie : VATSY ANIO
« Manadino izay zavatra aoriana. » Teny soa izany. Fa mahazo manadino hianao; ny fahotanao dia hadinoina noho ny Ràn’i Jesosy Kristy. Koa na dia tsaroanao aza ny fahotanao vita taloha dia tokony hisaotra an’ Andriamanitra hianao, satria voavela izany. Efa nohadinoin’…
« Ary Josoa nitafy fitafiana maloto ary nitsangana teo anoloan’ilay anjely. Dia namaly Jehovah ka nilaza tamin’izay nitsangana teo anoloany hoe: Esory aminy ny fitafiana maloto. Ary hoy koa Izy taminy: Indro efa nesoriko ny helokao ary hampiakanjoiko akanjo fihaingoana hianao. »…
» Iza no malemy ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina ka tsy mirehitra aho. » Amin’izany teny izany i Paoly dia milaza ny tenany ho mahatsiaro firaisana amin’ny sakaizany ara-panahy. Raha misy tafintohina amin’ireo dia reny mangirifiry ny fony. Ny…
« Voavela ny helokao. » Mamiko indrindra amin’ny teny rehetra nivoaka avy tamin’ny vavan’i Jesosy ny hoe: Voavela ny helokao. Faly dia faly tokoa aho, raha mba izaho ilay nipetraka teo an-tongotr’i Jesosy, ka nojereny tamin’ny maso feno fahasoavana sady nanandratany ny…
» Izao no lazain’i Jehovah: Hahita fitia any an-efitra ny olona izay sisa tsy matin’ny sabatra; handeha Aho ka hanome fitsaharana ho an’ny Israely. » Tonga hanome fiadanana anao Andriamanitra anio. Ka aza varian-kevitra, aza manahy hianao. Tsy misy antony tsy…
« Ary apetraho Aminy ny fanahianareo rehetra fa Izy no miahy anareo. » Ny fanahianareo rehetra na inona na inona karazany, na fanahiana ara-tena na ara-panahy, na lehibe na kely, na mihatra aminao tenanao na momba ny fianakavianao, na momba ny fivelomana…
« Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra. » Mavesa-danja tokoa ny tenin’i Jesosy manao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra. Tamin’ Andriamanitra moa izany ka lehibe noho ny tenin’ny mpanjaka. Manan-kery lavitra noho ny tenin’ny be voninahitra eto an-tany izany, satria…
« Koa amin’izany dia mahavonjy tokoa izay manatona an’Andriamanitra amin’ny Alàlany. » Famonjena tanteraka. Teny mahagaga izany ka toa filazana mihoapampana, nefa voalazan’ny Baiboly ka dia teny marina. Noho izany dia eken’ny finoako. Ary na manao ahoana na manao ahoana iheveran’ny olona…
« Hoy Balama, dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony, izay mandre ny tenin’Andriamanitra, sady mahita fahitana avy amin’ny Tsitoha, torana kanefa voahiratra ny masony. » Andriamanitra manendry an’i Balama hitso-drano ny Israely ka dia manome hevitra azy aloha. Hoy ny teny…