» Fa amin’ ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon’ Andriamanitra izahay, dia amin’ ny faharetana be, amin’ ny fahoriana, amin’ ny faharetana amin’ny fahantrana, amin’ ny kapoka, amin’ ny fatorana, amin’ ny tabataba, amin’ ny fisasarana, amin’…
Catégorie : VATSY ANIO
» Tahaka ny diera mihanahana maniry ny rano an’ ony no anirian’ ny fanahiko Anao Andriamanitra ô. « Indro ny diera mangetaheta. Atrakany ny lohany. Mihanahana izy. Dia manimbolo rano. Mikiakiaka izy, midradradradra – mihazakazaka – miakiaka indray. Tsy mahita…
» Tamin’ ny nandaharako voalohany hanala tsiny ny tenako, dia tsy nisy nomba ahy, fa nandalo ahy avokoa izy rehetra. ( Aza mba isaina ho helony anie izany ). Kanefa ny Tompo nitsangana teo anilako ka nampahery ahy. « Entina…
» Ary ny ra dia ho famantarana ho anareo eo amin’ ny trano izay itoeranareo; ary raha mahita ny ra Aho, dia handalo anareo. « Izay nampiavaka ny Zanak’ Israeky tamin’ ireo Egyptiana tamin’ ny alina nahatsiravina iny dia ny…
» Finoana no naneken’ i Abrahama rehefa nantsoina hiainga hankany amin’ izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany « . Tsy fantatr’ i Abrahama izay halehany. Nefa nandeha ihany izy. Satria izao: Zavatra…
» Afa-tsy ireo zavatra ivelany, dia mbola misy koa izay mahazo ahy isan’ andro dia ny fiahiana ny fiangonana rehetra. « Avy nanonona zavatra marobe nahazo azy teo amin’ ilay asany maro sampana i Paoly Apostoly, tahaka ny hoe ;…
» Ary izay rehetra nipetraka teo amin’ny Synedriona, raha nandinika an’ i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin’ Anjely. « Tokony ho nampahatezitra sy ho nampangirifiry an’ i Stefana mafy ireo fiampangana tsy marina sy ny faharatsiana bevava…
» Koa izany no tsy mahamenatra Azy hanao ireo hoe » rahalahy. « Tokony ho nahamenatra tokoa ny ho rahalahin’ ny olombelona, fa olona nifanditra, nifamono, nifandainga, nanjakan’ ny fitiavan-tena sy ny fijejojejoana, mpankahala an’ Andriamanitra, eny, nisy aza nitsinkasina…
» Ary izany dia toy ny fahazavan’ ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny. « Mazàna dia saronan’ ny maizina ny fiainan’ olombelona. Ny fizahan-toetra, ny fanahiana, ny fanindronan’ ny fieritreretana dia sahala amin’…
» Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satroboninahitra fiainana. « Fijaliana ny fakam-panahy. Tsaroan’ ny alaim-panahy fa akaiky azy mihitsy ny devoly mbamin’ izay fofon’ aina ratsy avy amin’ ny helo. Tsy fahotana…