Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

Hebreo 11:27

Publié par FLM Le Mans le 11/11/202011/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Naharitra toy ny mahita izay tsy hita izy. «  Toa zava-miafina sy mifanohitra ny hoe : Mahita izay tsy hita. Nefa izany indrindra no ilazana ny fiainan’ ny kristiana ara-panahy. Izany  » toy  » ny manambara ny finoana izany…

Josoa 20:1-3

Publié par FLM Le Mans le 10/11/202010/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary Jehovah niteny tamin’ i Josoa ka nanao hoe : Lazao amin’ ny zanak’ Israely hoe :  » Fidio ny tànana fandosirana izay nasaiko nolazain’ i Mosesy taminareo, … dia ho fandosirana ho anareo izany mba tsy ho azon’…

Genesisy 3:9

Publié par FLM Le Mans le 09/11/202009/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe : Aiza moa hianao ? «  Mamoaha ny amin’ ny toetrao, ka mihainoa, fa miantso Andriamanitra hoe : Ra-olombelona ô, aiza moa hianao ? Tsy hoe :  » Taiza…

Hebreo 10:14

Publié par FLM Le Mans le 08/11/202008/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa ny fanatitra iray ihany no efa nahatanterahany ho mandrakizay izay olona hamasinina. «  Fanatitra indray monja ! Sady fanatitra lehibe tsy misy toa azy. Ny Zanany Lahitokana no nafoin’ Andriamanitra, eny, nomeny mba hampahoriana sy hampijaliana, ka hiafara…

1 Samoela 15:17 sy 23

Publié par FLM Le Mans le 07/11/202007/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Dia hoy Samoela tamin’ i Saoly : Na dia noheverinao ho kely aza ny tenanao, moa tsy tonga lohan’ ny firenena Israely va ? Ary Jehovah nanosotra anao ho mpanjakan’ Israely. Satria nandà ny tenin’ i Jehovah hianao, dia…

Hebreo 11: 13 sy 16

Publié par FLM Le Mans le 06/11/202006/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Ireo rehetra ireo dia maty tamin’ ny finoana, kanefa tsy mbola nahazo ny teny fikasana; fa nahatazana azy eny lavitra eny izy ka ravoravo niarahaba azy dia nanaiky fa vahiny sy mpivahiny tety ambonin’ ny tany izy … fa…

Efesiana 1:7-8

Publié par FLM Le Mans le 05/11/202005/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Izy no ananantsika fanavotana amin’ ny rany, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren’ ny fahasoavany, izay nataony ho antsika « . Endrey izany fanavotana mahagaga izany, fa hoe : famelana ny fahadisoantsika. Fahasambaran’ ny lanitra amin’ izay nampijalian’…

Lioka 17:13

Publié par FLM Le Mans le 04/11/202004/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Ry Jesosy Tompo ô, mamindrà fo aminay. «  Maro ireo hiram-piangonana izay hiraina mandritra ny fotoana sasany, nefa rehefa aoriana dia hadino, ka tsy hiraina intsony. Misy anefa andalan-kira anankiray izay tsy ho faty raha mbola velona ny fiangonan’…

1 Samoela 20:3

Publié par FLM Le Mans le 03/11/202003/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Toa iray dia monja no anelanelako sy ny fahafatesana. «   » Dia iray monja « . Tsy mba miraika loatra momba ny dia tsirairay ataontsika isika, fa manao dia maro tsy misy antony aza isan’ andro. Toa tsy mampaninona antsika…

2 Tantara 11:4

Publié par FLM Le Mans le 02/11/202002/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Avy Amiko izao zavatra izao. «  Efa tafatsangana hiady amin’ ny Israely ny taranak’ i Joda. Voasakana tamin’ izany anefa izy noho ny tenin’ Andriamanitra hoe :  » Aza mandeha hiady amin’ ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony…

Navigation des articles

Page 1 … Page 16 Page 17 Page 18 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY