Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

Ohabolana 23:7

Publié par FLM Le Mans le 14/10/202014/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa tahaka ny heviny ao am-pony ihany no toetrany. «  Asio fiambenana tsara ny eritreritrao am-po, fa marika ilazana ny fiainanao manontolo ny eritreritrao. Raha ratsy ny eritreritrao, dia tonga ratsy koa ny tenanao. Raha maloto ny eritreritrao, dia…

Hebreo 1:7

Publié par FLM Le Mans le 13/10/202013/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary ny anjely dia ilazany hoe:  » Izy manao … ny mpanompony ho lelafo « . Tsy ny anjely ihany no tian’ Andriamanitra hatao lelafo fa ny mpanompony rehetra, dia ny olona koa. Tsy maintsy hirehitra ny mpanompon’ Andriamanitra. Tsy…

2 Samoela 22:36

Publié par FLM Le Mans le 12/10/202012/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy. «  Mety hampanetry tena sy hahakely antsika indraindray ny fahamoram-panahy asehon’ ny olona antsika, indrindra raha mifangaro fandeferana sy famindram-po noho ny tsi-fahaizantsika sy ny tsi-fahavitantsika. Eny, mety hampangirifiry ny fo mihitsy ny…

Lioka 7:37-38

Publié par FLM Le Mans le 09/10/202009/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary indro nisy vehivavy mpanota tao an-tanàna, ka rehefa fantany fa Jesosy nipetraka nihinana teo an-tranon’ ilay Fariseo, dia nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra izy, ary nijanona teo ivohony tanilan’ ny tongony ka nitomany, dia nahakotsa ny tongony…

Nomery 31:23

Publié par FLM Le Mans le 08/10/202008/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Ny zavatra rehetra izay maharitra afo, dia ataovy ao amin’ ny afo, dia hadio. «  Tsy dia maharitra afo ny zavatra rehetra. Ny zavatra rehetra sasany dia levon’ ny afo, fa ny sasany indray dia dioviny. Ny iafaran’ ilay…

Kolosiana 1:29

Publié par FLM Le Mans le 07/10/202007/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary ny hahatanteraka izany no ikelezako aina koa sy iezahako fatratra araka ny fiasan’ ny herin’ Ilay miasa ato anatiko.  » Mikely aina sy miezaka fatratra aho, hoy ny Apostoly Paoly eto. Saiky ny olona rehetra dia azo ilazana…

2 Timoty 4:6-8

Publié par FLM Le Mans le 06/10/202008/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Nitahiry ny finoana aho, hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satro-boninahitry ny fahamarinana.  » Fahasambarana re izany ny an’ ny Apostoly Paoly ! Hanao veloma ny fiainana aty an-tany izy, ary amim-pihobiana ihany no anaovany izany. Na ilay andro…

2 Korintiana 12:9-10

Publié par FLM Le Mans le 05/10/202005/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Koa mainka sitrako ny hirehareha amin’ ny fahalemeko, mba hitoeran’ ny herin’ i Kristy amiko … Fa ny fahalemeko no fahatanjahako. «  Teny tsy mifanandrify mihitsy ny hoe : fireharehana sy fahalemena. Tsy mba voninahitry ny lehilahy ny fahalemena,…

Romana 8:1

Publié par FLM Le Mans le 04/10/202004/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary amin’ izany dia tsy misy fanamelohana ho an’ izay ao amin’ i Kristy Jesosy. «  Zava-mahatsiravina ny mahatsiaro tena ho voaheloka. Koa mampangirifiry indrindra ny teny feno fisentoana hoe :  » Indrisy olo-mahantra aho, iza no hanafaka ahy…

Isaia 30:15

Publié par FLM Le Mans le 03/10/202003/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa izao no Lazain’ ny Tompo, dia Jehovah ny Iray Masin’ Israely : Amin’ ny fiverenana sy ny fitsaharana no hamonjena anareo. Amin’ ny fanginana sy ny fahatokiana no hisian’ ny herinareo. «  Ahazoana hery ny fanginana. Fahalemena kosa…

Navigation des articles

Page 1 … Page 18 Page 19 Page 20 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY