HEBREO 10:19-25 Didim-pitiavana no didy lehibe indrindra sy ihantonan’ny lalàna rehetra: “Tiava an’i Jehovah Andriamanitrao… Tiava ny namanao…” (Matio 22.37-40). Ao amin’i Kristy irery ihany no fahatanterahan’izany (Hebreo 10.7). Manome toromarika ny mpanoratra ny amin’ny fomba iainana izany:Fifandraisana amin’Andriamanitra, fanatonana…