Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : mai 2021

OLONA VOATOKANA HO AMIN’NY ANJARA ASA MANOKANA

Publié par FLM Le Mans le 05/05/202105/05/2021 dans VATSY ANIO

1 TANTARA 15:1-15 Naka lesona ny tamin’ny lasa. Nihamatotra tamin’ny fankatoavana an’i Jehovah i Davida hatramin’ny tranga tamin’i Oza (1 Tantara 13.9-12). Nahatsiaro ny hadisoany izy ary nanarina izay lesoka rehetra mba ho tanteraka ny hafatr’Andriamanitra. Miantso ny tsirairay izy,…

FANETREN-TENA SY FANKATOAVANA

Publié par FLM Le Mans le 04/05/202104/05/2021 dans VATSY ANIO

2 TANTARA 14:1-17 Fanetren-tena. Tsapan’i Davida fa ny fitiavan’i Jehovah ny Israely vahoakany no mampitoetra azy ho mpanjaka (2; Salamo 21.1-5). Niely nanerana ireo firenena manodidina ny fahombiazany sy ny lazany (1, 16-17). Nahatsiaro bitika izy: « Jehovah dia mpiady…

MANANA NY FIANDRIANANY NY TOMPO

Publié par FLM Le Mans le 03/05/202103/05/2021 dans VATSY ANIO

1 TANTARA 13:1-14 Manontania ny hevitry ny Tompo. Tsara ny fikasan’i Davida mpanjaka hanao ho laharam-pahamehana ny famerenana ny fiaran’ny fanekena ho any Jerosalema. Toa midika izany fa Andriamanitra Tompo no ivon’ny fiainany sy ny vahoakan’ny Isiraely. Nanontany ny hevitry…

Navigation des articles

Page 1 Page 2

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
mai 2021
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31  
« Avr   Juin »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY