1 TANTARA 13:1-14 Manontania ny hevitry ny Tompo. Tsara ny fikasan’i Davida mpanjaka hanao ho laharam-pahamehana ny famerenana ny fiaran’ny fanekena ho any Jerosalema. Toa midika izany fa Andriamanitra Tompo no ivon’ny fiainany sy ny vahoakan’ny Isiraely. Nanontany ny hevitry…