HEBREO 9:23-28 Ny asam-pamonjen’i Jesosy Kristy. Vita indray mandeha monja tamin’ny nahafatesany teo amin’ny hazo fijaliana ka nandatsahany ny rany io asam-pamonjena nataon’i Jesosy Kristy io. Tsy niverimberina tahaka ny nataon’ny Mpisorona (25). Natao ho faty indray mandeha ny olombelona…