Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

Jaona 10:13

Publié par FLM Le Mans le 03/05/202003/05/2020 dans VATSY ANIO

« Mandositra izy satria mpikarama ka tsy mitandrina ny ondry. » Tsy tia ny ondry izy, ka tsy mitandrina tsara azy; izany no voalaza ny amin’ny mpikarama amin’ny fiandrasana ondry. Nefa hafa noho izany ny tena mpiandry. Tia ny ondry izy, ka…

Matio 4:21-22

Publié par FLM Le Mans le 02/05/202002/05/2020 dans VATSY ANIO

« Ary raha mbola nandroso Izy, dia nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba, zanak’i Zebedio sy Jaona rahalahany izay niara-nipetraka tamin’i Zebedio rainy teo an-tsambokely ka namboatra ny haratony, ary niantso azy mirahalahy Izy. Dia nandao ny sambokely sy ny…

Salamo 27:3

Publié par FLM Le Mans le 01/05/202001/05/2020 dans VATSY ANIO

« Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza tsy hatahotra ny foko; na dia misy ady mihatra amiko aza, dia hatoky ihany aho. » Matetika isika dia mahita boky na gazety mitantara ady, ary misy olona miresaka ny amin’ny ady koa…

Matio 6:28

Publié par FLM Le Mans le 30/04/202030/04/2020 dans VATSY ANIO

« Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo any an-tsaha. » Tenin’i Jesosy tamin’ny Jiosy ity, ary Teniny amintsika koa. Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo any an-tsaha, hoy Izy. Andeha isika hitsangana any an-tsaha amin’ny faramparan’ny volana Desambra, na amin’ny Janoary na Febroary fa…

1 Tesaloniana 5:16-17

Publié par FLM Le Mans le 29/04/202029/04/2020 dans VATSY ANIO

« Mifalia mandrakariva. Mivavaha ka aza mitsahatra. » Miaraka aseho ato ny vavaka sy ny fifaliana. Samy haharitra ireo zava-droa loha ireo, fa hoe hivavaka mandrakizay sy hifaly mandrakariva. Tsy mahazo misaraka ireo. Tsy misy ny fifaliana raha tsy misy fivavahana. Sasatra…

Jeremia 29:11

Publié par FLM Le Mans le 28/04/202028/04/2020 dans VATSY ANIO

« Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin’ny farany. » Tsy misalasala na miahanahana amin’ny heviny Andriamanitra. Tsy mba sanganehana amin’izay tiany hatao Izy. Izy mahita izay…

Hagay 1: 5-10

Publié par FLM Le Mans le 27/04/202027/04/2020 dans VATSY ANIO

« …Hevero ny làlanareo. Efa namafy be hianareo, nefa kely no taomina, mihinana hianareo, nefa tsy voky…ary izay mahazo karama dia mahazo karama hatao an-kitapo loaka… Nahoana? hoy Jehovah,… satria efa rava ny tranoko, nefa hianareo samy mihazakazaka hanao ny tranonareo…

Romana 15:13

Publié par FLM Le Mans le 26/04/202026/04/2020 dans VATSY ANIO

« Andriamanitry ny fanantenana. » Raha tsy Andriamanitry ny fanantenana Andriamanitra dia tsy Andriamanitra. Tànam-pahasoavan’Andriamanitra atsotrany midina eto amin’ity tany feno ota ka ho levona ity ny fampanantenana avy Aminy. Na misy zavatra heverin’ny olona ho tsy azo atao aza, dia azony…

Romana 15:5

Publié par FLM Le Mans le 25/04/202025/04/2020 dans VATSY ANIO

« Andriamanitry ny fiononana. » Andriamanitra ô, mahafinaritra izany anaranao izany. Tena ilaiko ny Andriamanitry ny fiononana, noho izany dia midodododo manatona Anao aho ankehitriny. Ampionony amin’ny alaheloko aho, noho ny fahotako, noho ny maha-tsinotsinona ahy, noho ny fahariana hafa koa mahazo…

Romana 15:5

Publié par FLM Le Mans le 24/04/202024/04/2020 dans VATSY ANIO

« Andriamanitry ny faharetana. » Mahafinaritra fa manana izany anarana izany Andriamanitra. Eny, zava-tsoa lehibe ny ahalalana fa feno famindram-po Izy. Toetrany tsy misaraka aminy ny maharitra, ka izany no anaovana Azy hoe: Andriamanitry ny faharetana. Fombany ny maharitra. Tsy mety sasatra…

Navigation des articles

Page 1 … Page 33 Page 34 Page 35 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fankalazana Noely 2020

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY