» Ankehitriny dia mifaly amin’ ny fiaretako ho anareo aho ary mahatanteraka ao amin’ ny nofoko izay tsy vita tamin’ ny fahorian’ i Kristy ho an’ ny tenany « . Hay ve mbola misy zavatra tsy ampy amin’ ny fijalian’ i…
Catégorie : VATSY ANIO
» Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Sambatra izay olona tsy hisain’ i Jehovah heloka « . Eny, sambatra tokoa ny voavela heloka. Izay zavatra mahatonga tsy fahasambarana dia ny fahotana. Tsy misy na inona na inona mahatonga…
» Mitsangana eo an-kavanan’ ny malahelo Izy mba hamonjy azy amin’ izay manameloka ny fanahiny « . Tompo ô, mahantra aho. Raha mandinika ny toetrako aho ary mieritreritra ny asa vitako, dia izao no hitako voalohany : Tena mahantra aho. Rehefa…
» Fa tamin’ ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana hanampy fahasoavana « . Fahafenoana Andriamanitra. Tsy takatry ny saina io teny io. Variana amin’ io isika ka manontany hoe: Inona no tena ao amin’ Andriamanitra ? Dia mamaly io teny…
» Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka « . Jesosy nanao fanoharana ny amin’ ilay mpitsara tsy marina sy ilay mpitondratena tsy nitandro henatra. Manaraka izany dia hoy Izy : Fa…
» Fa Izay mamindra fo aminy no hitarika azy. Ary any amin’ ny loharano miboiboika no Hitondrany azy « . Fampiononana ho antsika ity voalaza eto ity, fa antsoina hoe : Mpamindra fo amintsika Andriamanitra, sady mitarika antsika Izy. Manambara fangoraham-po…
» Izay tsy mahalala ota dia efa nataony ota hamonjy antsika, mba ho tonga fahamarinan’ Andriamanitra ao Aminy isika « . Tena mahatsiravina ny hoe : Natao ota. Iza no afaka hanazava io teny io ? » Natao ho mpanota »…
» Hataonareo izay mifampitady laza ahoana no fino ? « Fatra-pitsiriritra voninahitra araka ny maha-olona azy ny olona. Iza no tsy te-ho tsara laza ? Raha misy milaza tsara antsika na mandoka antsika eo imasontsika dia maneho fanetre-tena isika, ka…
» Inona ny olona no ahatsiarovanao azy ? Ary ny zanak’ olombelona no amangianao azy ? « Eny, tsy maintsy manontany toy izany matetika aho, indrindra raha tsaroako ny fahambaniako sy ny fahotako. Inona ny olona? Baingan-tany fotsiny misy aina…
» Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin’ny nofo, dia irak’ i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha aho « . Zava-dehibe amin’ Andriamanitra ny mitana antsika amin’ny toerana tandrify antsika, satria na zavatra kely aza…