Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

Romana 15:13

Publié par FLM Le Mans le 20/09/202020/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin’ ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin’ ny finoanareo, mba hitomboanareo amin’ ny fanantenana noho ny herin’ ny Fanahy Masina « . Eritrereto kely izay lazain’ ity andininy ity. Milaza faniriana izy…

Isaia 1:2-3

Publié par FLM Le Mans le 19/09/202019/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Efa nitaiza sy nahalehibe zaza Aho, kanjo niodina tamiko ireo. Ny omby mahalala ny tompony ary ny boriky ny fihinanam-bilon’ ny tompony, fa ny Israely tsy mahalala, ny oloko tsy misaina. «  Rentsika ny feon’ Andriamanitra amin’ izao. Tsy…

Tononkiran’ i Solomona 2:4

Publié par FLM Le Mans le 18/09/202018/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary ny fanevany eo amboniko dia fitiavana. «  Mitsangana eo ambonin’ny lohako ny faneva. Fanevan’ Andriamanitra izany. Mamirapiratra noho ny tanamasoandro izy ka velarin’ ny rivotry ny fahavaratra mba ho hita daholo ny endriny. Nony mihamafy ny rivotra dia…

Asa 12:10

Publié par FLM Le Mans le 17/09/202017/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa rehefa nandalo ny fiambenana voalohany izy, dia tonga teo amin’ ny vavahady vy izay mahazo ny làlana ho any an-tànana, ary nivoha ho azy, io mba halehany . «  Sarotra mihitsy ny manoloana ny vavahany vy mihidy. Raha…

Lioka 17: 17-18

Publié par FLM Le Mans le 16/09/202016/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Dia namaly Jesosy ka nanao hoe : Tsy efa voadio avokoa va izy folo lahy ? Fa aiza ny sivy ? Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an’ Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va ?…

Isaia 38:14

Publié par FLM Le Mans le 15/09/202015/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Jehovah ô, ory loatra aho; aoka hiantoka ahy Hianao. «  Tenin’ i Hezekia mpanjaka ity, raha nilazan’ Andriamanitra izy, fa ho faty. Ary afa-tsy Hezekia dia arivoarivo ny olom-pantatsika manahy raha mahalala fa akaiky azy ny fahafatesana. Mahatahotra ny…

Matio 9:9

Publié par FLM Le Mans le 14/09/202014/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Andeha hanaraka Ahy «  Tenin’ i Jesosy tamin’ i Matio izany. Fohy tsy misy fanazavana ; tsy misy fifanekena mialoha, teny tsotra fa hoe : Manaraha Ahy. Isika koa ataon’ i Jesosy hoe : Manaraha Ahy. Ilaozy ny tsy…

Jaona 6:37

Publié par FLM Le Mans le 13/09/202013/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy « . Fanasana be voninahitra sy fitsarana mampanetry tena no voalaza eto. Nisy antony handroahana ahy, fa raha tsy izany dia tsy misy antony ho nilazan’ i Jesosy ity teny…

Salamo 126:5-6

Publié par FLM Le Mans le 12/09/202012/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Izay mamafy am-pitomaniana dia hijinja am-pifaliana. Mandeha mitomany mitondra ny voa afafy izy, fa miverina mitondra ny amboarany amin’ ny fihobiana kosa  » . Maro ny olona mafy fo tahaka ny tany voahitsakitsaka mandritra ny fotoana ela. Na dia…

Jaona 4:50

Publié par FLM Le Mans le 11/09/202011/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Andeha mody ; velona ny zanakao. Ary ralehilahy nino ny teny izay nolazain’ i Jesosy taminy ka dia lasa nody « . Ity lehilahy tandapa voalaza eto ity dia tsy niankina tamin-javatra hafa hahavelona ny zanany afa-tsy Jesosy irery ihany….

Navigation des articles

Page 1 … Page 20 Page 21 Page 22 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY