« Voageja manodidina izahay, nefa tsy tery; very hevitra, nefa tsy mamoy fo; enjehina, nefa tsy nafoy; potraka, nefa tsy maty. » Zavatra manjo ny kristiana ireo voalaza ireo. Voageja, very hevitra, enjehina sy potraka toy ny olon-kafa koa izy. Tsy afaka…
Mois : juin 2020
« Ny amin’ny Vatolampy, tanteraka ny asany; fa ny làlany rehetra dia amin’ny rariny avokoa. Andriamanitra mahatoky Izy, ka tsy misy ratsy ao Aminy; marina sy mahitsy Izy. » Eny Tompo ô! Miondrika eo anatrehanao aho. Mamelà ahy noho ny fitarainako sy…
« Manadino izay zavatra aoriana. » Teny soa izany. Fa mahazo manadino hianao; ny fahotanao dia hadinoina noho ny Ràn’i Jesosy Kristy. Koa na dia tsaroanao aza ny fahotanao vita taloha dia tokony hisaotra an’ Andriamanitra hianao, satria voavela izany. Efa nohadinoin’…
« Ary Josoa nitafy fitafiana maloto ary nitsangana teo anoloan’ilay anjely. Dia namaly Jehovah ka nilaza tamin’izay nitsangana teo anoloany hoe: Esory aminy ny fitafiana maloto. Ary hoy koa Izy taminy: Indro efa nesoriko ny helokao ary hampiakanjoiko akanjo fihaingoana hianao. »…