« Manadino izay zavatra aoriana. » Teny soa izany. Fa mahazo manadino hianao; ny fahotanao dia hadinoina noho ny Ràn’i Jesosy Kristy. Koa na dia tsaroanao aza ny fahotanao vita taloha dia tokony hisaotra an’ Andriamanitra hianao, satria voavela izany. Efa nohadinoin’…