« Ary Josoa nitafy fitafiana maloto ary nitsangana teo anoloan’ilay anjely. Dia namaly Jehovah ka nilaza tamin’izay nitsangana teo anoloany hoe: Esory aminy ny fitafiana maloto. Ary hoy koa Izy taminy: Indro efa nesoriko ny helokao ary hampiakanjoiko akanjo fihaingoana hianao. »…