Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

Romana 8:28

Publié par FLM Le Mans le 11/12/202011/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an’ Andriamanitra « . Ny hoe :  » Izay tia an’ Andriamanitra « , no fanalahidy hahafantarana izay tena hevitra vaofono amin’ ity teny ity. Mazàna tsy takatry ny saina…

Galatiana 6:14

Publié par FLM Le Mans le 10/12/202010/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahavoahombo izao tontolo izao tamin’ ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izao kosa, raha ny amin’ izao tontolo izao « . Tokony ho…

Apokalypsy 2:9

Publié par FLM Le Mans le 09/12/202009/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao « . Mahalala ny fahorianao Andriamanitra. Rainao Izy ka manana fo mangoraka anao. Fantany tsara fa mijaly hianao sady hainy koa ny hamonjy anao ho afaka amin’ ny fahoriana. Zavatra efa nangatahinao taminy izany,…

Isaia 45:3

Publié par FLM Le Mans le 08/12/202008/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Dia homeko anao ny rakitra ao amin’ ny maizina sy ny harena nafenina ao amin’ ny mangingina mba hahafantaranao fa Izaho no Jehovah Izay miantso anao amin’ ny anaranao, dia Andriamanitry ny Israely « . Tsy fantatsika izay rakitra sy…

Matio 11:28

Publié par FLM Le Mans le 07/12/202007/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Mankanesa aty amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa izaho no hanome anareo fitsaharana « . Maninjitra ny tànany Jesosy ka miantso am-pitiavana hoe :  » Mankanesa aty amiko hianareo rehetra « . Tsy misy izay mpanota lehibe…

Filipiana 4:19

Publié par FLM Le Mans le 06/12/202006/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa Andriamanitra hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo, araka ny hareny amin’ ny voninahitra ao amin’ i Kristy Jesosy « .  » Izay rehetra tokony ho anareo « , izany hoe : izay rehetra ilainareo na inona na inona tsy misy…

Genesisy 23:3-4

Publié par FLM Le Mans le 05/12/202005/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary Abrahama nitsangana niala teo anilan’ ny fatin’ ny vadiny dia niteny tamin’ ny taranak’ i Heta ka nanao hoe : Vahiny sy mpivahiny eto aminareo aho; omeo tany fandevenana eto aminareo aho mba handevenako ny fatin’ ny vadiko…

1 Jaona 3:2

Publié par FLM Le Mans le 04/12/202004/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Ankehitriny aza dia zanak’ Andriamanitra isika. «  Zava-mahafinaritra tokoa ny hoe zanak’ Andriamanitra, dia zanak’ Ilay Ambony indrindra. Ahazoana toky lehibe sy mahagaga ny ho zanak’ Andriamanitra. Tsy ara-dàlana raha manana ahiahy ny zazakely, fa manambara aretina izany. Matoky…

Salamo 57:1

Publié par FLM Le Mans le 03/12/202003/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa hianao no ialofan’ ny fanahiko; eny, ao amin’ ny aloky ny elatrao no ialofako mandra-pahalasan’ ny loza. «  Fanoharana no hita eto, dia ity : Ao amin’ ny akany kelin’ ny zana-borona sy ny reniny. Injay, fa tonga…

Romana 8:18

Publié par FLM Le Mans le 02/12/202002/12/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa ataoko fa ny fahoriana amin’ izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin’ ny voninahitra izay haseho amintsika. «  Mazàna mahafeno ny fo aman-tsain’ ny olona ny fijaliana entiny. Avy amin’ izany dia saiky ny momba ny…

Navigation des articles

Page 1 … Page 13 Page 14 Page 15 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY