Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

ANTSO HO AMIN’NY FIDERANA

Publié par FLM Le Mans le 11/02/202111/02/2021 dans VATSY ANIO

SALAMO 136.1-26  Voalohany indrindra dia apetraka tsara amin’ny toerany aloha Ilay ho deraina. Antsoina amin’ny anarana telo eto Andriamanitra : 1°) Jehovah (1) ; 2°) Andriamanitry ny andriamanitra (2) ; 3°) Tompon’ny Tompo (3). Voatsipika tsara ny fiandrianana sy ny…

SAMBATRA BE AHO MANANA AN’I JESOSY

Publié par FLM Le Mans le 10/02/202110/02/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 11.25-30 Ravoravo tamin’ny Fanahy Masina Jesosy Kristy ka nidera an’Andriamanitra (25). Io fehezanteny io dia voasoratra ihany koa taorian’ny niresahany tamin’ny mpianany 70 lahy (Lioka 10.20) « kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy ; fa  mifalia…

AZA MANAMAFY NY FONAO

Publié par FLM Le Mans le 09/02/202109/02/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 11.16-24  Aoka tsy hanakiana. Mihinana sy misotro i Jesosy lazaina fa  fatra-pitia hanina sy nisotro divay, sakaizan’ny mpamory hetra sy ny mpanota. I Jaona indray:  nifady hanina, tsy nisotro divay lazaina fa misy demonia. « …fa ny fahendrena dia…

MITAONA NY MARO HO AO AMIN’NY FANJAKAN’NY LANITRA

Publié par FLM Le Mans le 08/02/202108/02/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 11.1-15 Jesosy ve ilay nandrasana? Raha tany am-pigadrana i Jaona Mpanao batisa dia nampanontany ny mpianany izy  raha i Jesosy tokoa no Ilay efa nandrasana. Tsy avy hatrany dia namaly eny na tsia ny  Tompo fa nilaza ireo porofo…

HIHARAN’NY FANENJEHANA IANAREO….

Publié par FLM Le Mans le 06/02/202106/02/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 10. 16-33 Indro Izaho maniraka anareo… Fantatr’i Jesosy ny sedra  holalovan’ireo izay hirahiny  dia ny fanoherana mahery vaika, ny kapoka, ny fandrahonana ho faty, ny fanenjehana sns.. kanefa tsy nolazainy mba hampihemotra azy ireo izany fa mahavelombolo ny teny…

FANIRAHANA NY MPIANATRA NOFIDIANA

Publié par FLM Le Mans le 05/02/202105/02/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 10.1-15 Mafonja sady maika ny iraka. Izany dia ny fitaomana ny zanak’Isiraely hiverina amin’Andriamanitra. Raha naniraka ny mpianatra 12 lahy Jeso dia nanome fahefana hanafaka ny aretina sy ny rofy rehetra mianjady amin’ny olona. Ny antony dia hampahafantatra ireo…

MBOLA MIASA HATRANY NY FINOANA

Publié par FLM Le Mans le 04/02/202104/02/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 9. 27-38 Amin’ny alalan’ny asany (27-35). Ny finoana tsy misy asa dia maty (Jakoba 2.14-26). Hita eto ary fa  Jesoa manamaivana ny fijalian’ny vahoaka. Nitondra fanavotana tanteraka ny finoana Azy ka nahiratra ny jamba (27-30) ary niteny ilay demoniaka…

NY FIASAN’NY FINOANA

Publié par FLM Le Mans le 03/02/202103/02/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 9.14-26 Amin’ny alalan’ny fampianaran’i Kristy (14-17). Ampianarina eto fa ny tonta sy ny vaovao dia tsy mahay ary tsy natao hiaraka.  Noho izany ny siny vaovao dia natao ho an’ny divay vaovao mba ho voatsimbina izy roa (17). Torak’izany…

FANASITRANANA NY NOFO SY NY FANAHY

Publié par FLM Le Mans le 02/02/202102/02/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 9.1-13 Mitsangàna ary mandehana. Ny mandrafitra ny olona iray dia vatana sy fanahy ary saina ka rehefa mamonjy Jesoa Kristy dia ireo rehetra ireo no tiany havaozina. Arak’izany na antony hafa aza no nanatonan’ilay marary Azy teto, dia ny…

NY FAHEFAN’I KRISTY

Publié par FLM Le Mans le 01/02/202101/02/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 8.23-34 Amin’ny zavaboahary. Tsy mba nanana trano ny Tompo (Matio 8.20 DIEM) fa nahay niala sasatra ary tsy nahasakana azy tsy hatory na ny toerana : an-tsambokely, na ny hamafin’ny rivotra sy ny haben’ny onja. Ny olona mitady famonjena…

Navigation des articles

Page 1 … Page 10 Page 11 Page 12 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY