NAHOMA 2:1-13 Vaovao mahafaly ho an’ny Joda. Raha vao manomboka ny andininy voalohany, dia teny soa mahafaly no miantefa amin’i Joda, teny mitory fiadanana (1a). Inona tokoa moa izay Joda ? Tany kely ao afovoan’ny tany Palestina. Jereo anefa ny…
Catégorie : VATSY ANIO
NAHOMA 1:1-14 Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka. Fakam-panahy mahazo ny olona matetika ny fiheverana fa Andriamanitra fitiavana ny Tompo, ka tsy mba mamaly heloka, fa manaiky am-pahatsorana izay zava-mitranga rehetra. Eto no ahitantsika fa tsy zakany ny fanaovana tsinontsinona ny…
SALAMO 139:13-24 Tsy misy ny kisendrasendra. Fandre matetika eny anivon’ny fiaraha-monina eny ny hoe zaza tsy nirina na tsy neritreretina hisy ny zaza iray. Eny fa na isika aza dia mety ho isan’ny miaina izany. Ny Salamo nosoratan’i Davida eto…
OHABOLANA 23:15-35 Manan-janaka hendry. Iza no ray aman-dreny tsy haniry hoe hendry ny zanany? Fa ahoana moa ny hoe hendry ao amin’ny Tompo? Mihaino, mankato ary mahatoky an’Andriamanitra (17,23), mandray ny anatranatra sy hafatry ny ray aman-dreny ary manoa izany…
OHABOLANA 23:1-14 Mampianatra antsika hahonon-tena. Ny Tenin’Andriamanitra hitantsika eto dia mamporisika antsika hahalala onony amin’ny trangan-javatra mety misarika antsika hihoa-pefy. Ohatra raha hasain’ny olo-manan-kaja hiara-misakafo (2) na koa manoloana ny harena miraviravy imasontsika (4) dia tokony hijoro mandrakariva isika ka…
OHABOLANA 22:17-29 Mampianatra ny fomba fampiharana ny fahatahorana an’Andriamanitra sy ny fahendrena amin’ny fiainana andavanandro ny bokin’ny Ohabolana. Mipetraka amin’ny toeran’ny ray izay manoratra amin’ny zanany ny mpanoratra. – Zavatra roa no takiany amin’ny zanany dia ny mba hananany (17-19) : •…
OHABOLANA 22:1-16 Mampianatra ny fomba fampiharana ny fahatahorana an’Andriamanitra amin’ny fiainana andavanandro ny bokin’ny Ohabolana. – Tsara ny laza tsara sy ny fitia noho ny harena be, volafotsy ary volamena (1). Fandresen-dahatro ve izany?- Na manan-karena na mahantra dia samy noharian’Andriamanitra…
MATIO 26:47-56 Fijerin’olombelona. Tonga i Jodasy miaraka amin’ny miaramila hisambotra an’i Jesosy. Raha ny fijery maha-olona dia nahomby ny tetiky ny lohan’ny mpisorona sy ny loholona (3-5): Voasambotra mangina tamin’ny alina ny Tompo. Oroka sy fanononam-piadanana no endrika ivelany nasehon’i…
MATIO 26:17-30 Fahamarinana… Ny andro voalohany fihinanana ny mofo tsy misy masirasira (leviora) no fiatombohan’ny Paska (1). Ny zava-masina rehetra dia tsy misy masirasira ka ity fomba ity dia mampahatsiahy ny tokony hialana amin’ny ratsy. Esorina ny masirasira ela mba…
MATIO 26:1-16 Manomboka eto amin’ity toko ity dia miditra amin’ny fitantarana ny vanim-potoana farany amin’ny fiainan’i Jesosy teto an-tany isika dia ny nijaliany, ny nahafatesany ary ny nitsanganany tamin’ny maty. Jerosalema: Tao an-kianjan’ny tranon’ny mpisoronabe no nivory ny lohan’ny mpisorona sy…