Ny ROSE-n’i Martin Luther: Io “rose”-n’i Lotera io dia maneho ny maha-izy azy, ny –TOMBOKASE-n’ny Fiangonana Loterana eran-tany sy ny fampianaran’ny TEOLOJIANY. Izay no ho fintinina eto amin’ity fanolorana ny hevitr’ity “rose” –n’i Lotera ity. Ho zaraiko valo (8) izany…
Mois : novembre 2018
DIDY I : “AZA MANANA ANDRIAMANI-KAFA FA IZAHO IHANY” (EKS 20: 3) Heviny, araka ny fampianaran’i Lotera: “Tsy maintsy hatahotra sy ho tia ary hatoky an’Andriamanitra mihoatra ny zavatra rehetra isika”. -oOo- DIDY II: “AZA MANONONA FOANA NY ANARAN’I JEHOVAH…
“Ny Fanahy Masina no mampianatra ahy fa tsy mila boky na mpampianatra hafa!” Misy fiangonana manana io fisainana io, fa tsy ilaina intsony ny fianarana Soratra Masina amin’olombelona, eny fa na dia ao amin’ny FLM aza rehefa mafana fo loatra…
Mba hahafahantsika mahafantatra ny fahamarinana dia andao hojerentsika ny Genesisy 1:27 : “Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy; LAHY sy VAVY no namoronany azy”. Miainga amin’io andinin-tSoratra Masina io dia afaka mino…
NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA NY FOTOTRA IORENAN’NY FAMPIANARAN’I LOTERA. Ny maha mpanota ny olombelona sy ny fahaverezana vokatr’izany ary ny maha Mpamonjy an’Andriamanitra sy ny fanamarinany ny mpanota no ivon’ny fampianaran’i Lotera.Tsy maintsy ho diso izay…
NY FOTOTRA MAHA LOTERANA Ny Katekista sy ny Evanjelistra miaraka amin’ ny vadiny avy no tsy maintsy lohalaharana ao amin’ ny Fiangonana amin’ ny fahalalàna izay inoany sy ny fahafantarana ny fototra maha-Loterana. Ray aman-dreny ara-panahy ianareo satria miara-miasa amin’…
« Kanefa aoka ny olona rehetra halady hihaino ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra; fa ny fahatezeran’ ny olona tsy ahefana izay marina eo imason’andriamanitra. » Jakoba 1:19-20 Ny fampianaran’i Jakoba rahalahin’ny Tompo dia ahatsapana fa tena Leader na mpitarika izy. Tsy ny…