» Sambatra ny malahelo am-panahy fa azy ny fanjakan’ny lanitra » Izany no lalàna ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra voalazan’i Jesosy am-panahy. Ireo malahelo am-panahy ireo dia manahy fa sao tsy hahazo ny fahasambarana mandrakizay, satria mahalala ny tsy fahombiazany. Mihevitra ny tenany…