« Jehovah no fahazavako. » Ry Jehovah ô, aza avela ho ao amin’ny maizina ny fanahiko. Aza manaisotra ny fahazavanao amiko. Sady mangatsiaka no maizina izao tontolo izao. Maro amin’ireo zavatra nanazava ahy ka nahafinaritra ahy no efa nesorinao, ka…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11