NY FAMPIANARAN’I MARTIN LOTERA NY AMIN’NY FIAINANA MANDRAKIZAY Zava-dehibe loatra amin’ny fampianaran’i Lotera ny amin’ny fiainana mandrakizay. Raha tsy misy hoy izy ny fiainana mandrakizay dia tsy misy antony tokony hitandrematsika ny didy voalohany. Fa inona moa no ilana an’Andriamanitra…