DIDY I : “AZA MANANA ANDRIAMANI-KAFA FA IZAHO IHANY” (EKS 20: 3) Heviny, araka ny fampianaran’i Lotera: “Tsy maintsy hatahotra sy ho tia ary hatoky an’Andriamanitra mihoatra ny zavatra rehetra isika”. -oOo- DIDY II: “AZA MANONONA FOANA NY ANARAN’I JEHOVAH…
Jour : 16 novembre 2018
“Ny Fanahy Masina no mampianatra ahy fa tsy mila boky na mpampianatra hafa!” Misy fiangonana manana io fisainana io, fa tsy ilaina intsony ny fianarana Soratra Masina amin’olombelona, eny fa na dia ao amin’ny FLM aza rehefa mafana fo loatra…
Mba hahafahantsika mahafantatra ny fahamarinana dia andao hojerentsika ny Genesisy 1:27 : “Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy; LAHY sy VAVY no namoronany azy”. Miainga amin’io andinin-tSoratra Masina io dia afaka mino…