NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA NY FOTOTRA IORENAN’NY FAMPIANARAN’I LOTERA. Ny maha mpanota ny olombelona sy ny fahaverezana vokatr’izany ary ny maha Mpamonjy an’Andriamanitra sy ny fanamarinany ny mpanota no ivon’ny fampianaran’i Lotera.Tsy maintsy ho diso izay…
Jour : 12 novembre 2018
NY FOTOTRA MAHA LOTERANA Ny Katekista sy ny Evanjelistra miaraka amin’ ny vadiny avy no tsy maintsy lohalaharana ao amin’ ny Fiangonana amin’ ny fahalalàna izay inoany sy ny fahafantarana ny fototra maha-Loterana. Ray aman-dreny ara-panahy ianareo satria miara-miasa amin’…